KRISTIANA MAFANA IANAO SA MANGATSIAKA ?

Fotoana hahatongavan-tsaina , handihin-tena izao
Kristiana mafana ianao sa mangatsiaka , sa ianao ilay matimaty ?
Tena an'Andriamanitra 100% ve ianao ? Sao ianao ilay mbola manao "double-vie" ?
Hazavaina sy ho hampahafantarina anao daholo ny mahakasika an'izay androany ato anatin'ny fandaharana FANTARO NY MARINA iarahana amin'ny mpanompon'Andriamanitra Fenohasina ANDRINIRINA
Hampandroso anao ity fizarana androany ity ary hanoro anao ny fomba hahatongavanao ho Kristiana mafana.
Partager sur
Liste d'autre video
MIVERENA AMIN'ANDRIAMANITRA
🕊️ How is your relationship with God today? Do you feel far away, stu...
TANDREMO IZAY OLONA MIKAMBANA AMINAO
Ce n’est pas de l’orgueil que de prendre de la distance avec certaines...
ILAINA VE NY ANTSAM-PIDERANA HOAN'NY FIRENENA ?
Voici une question que beaucoup se posent, sans toujours trouver de ré...