FIAINAM-PANANGANANA SY FIAINAM-BONINAHITRA
"Potika sy rava fiainana rehefa mivavaka" - TSY MARINA!
Ao amin’i Jesosy Kristy dia misy fiainam-baovao efa miandry anao — fiainana fananganana sy fiainam-boninahitra izay tsara lavitra noho izay very. 🌅
Ato anatin’ny fandaharana FIAINAM-BAOVAO miaraka amin’ny mpanompon’Andriamanitra Pasteur Tojo RANAIVOARIMANA, dia ho hitanao ny fomba hahafahanao miarina sy miaina indray amin’ny hery sy ny voninahitr’Andriamanitra.
📖 Tonga izao ny fotoananao hiainana ny fiainana vaovao natokana ho anao.
#fiainam_pananganana #fiainam_boninahitra #fiainambaovao #tojoranaivoarimanana #mctv
Partager sur
Liste d'autre video
MIFANTOHA AMIN'i JESOSY FA VITANAO IO !
Si Dieu t’a confié ce projet, c’est que tu es capable de l’accomplir. ...
MAMETRAKA AN ANDRIAMANITRA HO LOHALAHARANA
Désirez-vous vraiment voir Dieu agir et élever votre vie, quelles que ...
ANDRIAMANITRA MPANANDRATRA FIAINANA
Cette année peut devenir une année d’élévation pour ta vie, si tu le d...




