KRISTIANA MAFANA IANAO SA MANGATSIAKA ?
Fotoana hahatongavan-tsaina , handihin-tena izao
Kristiana mafana ianao sa mangatsiaka , sa ianao ilay matimaty ?
Tena an'Andriamanitra 100% ve ianao ? Sao ianao ilay mbola manao "double-vie" ?
Hazavaina sy ho hampahafantarina anao daholo ny mahakasika an'izay androany ato anatin'ny fandaharana FANTARO NY MARINA iarahana amin'ny mpanompon'Andriamanitra Fenohasina ANDRINIRINA
Hampandroso anao ity fizarana androany ity ary hanoro anao ny fomba hahatongavanao ho Kristiana mafana.
Partager sur
Liste d'autre video
TSY MISY MAHASAKANA NY FILAZANTSARA
Depuis la naissance de Jésus-Christ, nombreux sont ceux qui ont tenté ...
NY FIRENENA IZAY MANOHANA AN'ISRAELY NO TOKONY IAR...
Madagascar a besoin de développer des partenariats solides avec d'autr...
JESOSY NO ILAIN'I MADAGASIKARA RAHA TE HANDROSO
Arahabaina tratry ny Asaramanitra ! 🎉 Tout le monde souhaite voir M...




